<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><lyrics>[V1]
 Fa Izy no nihavian'izao
 Zavatra rehetra izao
 Ary Izy no mihazona azy
 Sady Izy koa no antony

[V2]
 Izy anie no homem-boninahitra
 Izy anie no homem-boninahitra
 Izy anie no homem-boninahitra
 Mandrakizay, Amen !</lyrics>
<title>ANDRIAMANITRA MPAMORONA, MPIAZONA ASAFA3</title>
<hymn_number>3</hymn_number>
<author>Landy RABENIRAINY</author>
</song>